|
|
|
|

Entrée1  jinjaina
Radical  2  jinja
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso
5  Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao [1.1]
Explications en anglais  6  to be reaped, to be cut down [1.7]
Explications en français  7  qu'on coupe, qu'on moissonne [1.3#296, 1.8]
8  qu'on récolte [1.3#296]
Exemples  9  Eny ary, hoy Razakatahiny, fa tokony hanaovana latsaka alina kapohina eny am-potony ny varin'ny Manisotra efa mena ho jinjaina. [2.508]
10  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Autres orthographes  15  jinjana
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot jinjaina

Anagrammes  17  ajinjany, ijinjana, jinjaina, jinjanay, njainjay

Mis à jour le 2023/01/20