Entrée (1/2) | 1 jaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana Vola natao solon' izany Fanomezana 4 [1.78] [Sihanaka] haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot jaka |
Entrée (2/2) | 15 jaka |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 [1.78] [Tanala]
teny, fiteny |
Anagrammes | 18 ajak, jaka, kaja |
Mis à jour le 2023/10/26 |