Entrée | 1 izay tsy milalao sain-kanina |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] amin' ny hariva no filalaovan' ny ankizy taloha, ka raha tsy mivoaka eo ilay ankizy fa miandry ny sakafo ho masaka, dia lazain' ny namany fa efa any amin' ny sakafo ny sainy |
Mots élémentaires | 4 izay, tsy, milalao, saina, hanina |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |