Entrée | 1 izao tontolo izao |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.38#428] ny teny hoe "izao tontolo izao" dia mazàna no ilazana ny tany sy izay rehetra eo aminy; nefa indraidray dia enti-milaza koa ny tany sy izay rehetra eo amin' ny habakabaka 4 [1.1] ny fitambaran' ny zavatra rehetra misy |
Explications en français |
5 [3.1] le monde entier |
Exemples |
6 [1.369] Izany no lazaina eran' izao tontolo izao 7 [2.245#123] Ady izao tontolo izao sy ny fiainana ao aminy! 8 [2.332#46] Olona be dia be no misy amin' izao tontolo izao |
Mots élémentaires | 9 tontolo, izao |
Article |
10 Randzavola: izao tontolo izao ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |