|
|
|
|

Entrée1  izao tontolo izao
Mots élémentaires  2  tontolo, izao
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ny teny hoe "izao tontolo izao" dia mazàna no ilazana ny tany sy izay rehetra eo aminy; nefa indraidray dia enti-milaza koa ny tany sy izay rehetra eo amin' ny habakabaka [1.38#428]
5  ny fitambaran' ny zavatra rehetra misy [1.1]
Explications en français  6  le monde entier [3.1]
Exemples  7  Izany no lazaina eran' izao tontolo izao [1.369]
8  Ady izao tontolo izao sy ny fiainana ao aminy! [2.245#123]
9  Olona be dia be no misy amin' izao tontolo izao [2.332#46]
Article  10  Randzavola: izao tontolo izao ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/08/10