Entrée | 1 izaitsizy |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fatratra, be dia be na mafy dia mafy: Nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny (J.N.) Tokoa tokoa, indrindra indrindra, mihoatra noho izy, noho ny antonony: Nihinana izaitsizy Ikoto androany ka tsy mahagaga raha tsy mahalevon-kanina ny adala |
Explications en anglais |
4 [1.7] exceedingly, excessively |
Explications en français |
5 [1.8] excessivement |
Autres orthographes | 6 izaytsyizy |
Mis à jour le 2024/12/12 |