Entrée | 1 ivoriana |
Radical | 2 vory |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en français |
4 [1.3#860] |
Exemples |
5 Ao an-tranon' ny lohampoko mpitankazomanga no ivoriana. [2.606#170] 6 ary rehefa avy teo dia samy namonjy izay trano alehany indray aloha, rehefa nifamotoana ivoriana indray. [2.588#] 7 Tonga tany an-tany ivoriana, niakanjo lobaka nisoratsoratra, notronin' ny lehiben' ny tanà-na rehetra, izy. [2.270#101] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot ivoriana |
Anagrammes | 13 avorinay, iarovany, irovanay, ivoarany, ivoriana, voarainy |
Mis à jour le 2023/01/20 |