|
|
|
|

Entrée1  itony
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra!
Explications en anglais  4  [1.7] this
Explications en français  5  [1.8] celui-ci, ce
Exemples  6  itony tany no tsotsofina; [2.69]
7  Mankasitraka, fa soa itony. [2.245]
8  Tsy hita itony olona itony. [2.4]
9  Inona izao no anaran' itony? [2.471]
Dérivés 
10  Pronoms :
Synonymes  11  itoy
Tableaux et planches  12  Tous les pronoms

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21