Entrée itiavo (tia)
Partie du discours impératif du verbe relatif itiavana [liste complète]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Fa ny zavatra hafa no itiavo olona, fa ny fanjakana aza entina amin-kena-maso. [2.298]
2any lehilahy lasa izany, no mba itiavo azy koa, fa io no tenany no asian-tsoa, io no hazo tapaky ny sampy, vorona fanpva hena, velona fanovan' ny maty, ary akaiky amoizana ny lavitra. [2.347]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/20