|
|
|
|

Entrée1  iny
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny
Explications en anglais  4  [1.2#289, 1.7] that
5  [1.2#289] this. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. It is also used when giving anythig to a person
Explications en français  6  [1.3#280, 1.8] ce, cet, cette
7  [1.3#280] celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé
Dérivés 
8  Pronoms :
Mots composés 
Tableaux et planches  16  Tous les pronoms

Mis à jour le 2023/11/07