Entrée | 1 indramina |
Radical | 2 indrana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo |
Explications en anglais |
5 [1.2] used of the thing which is to be borrowed. 6 [1.7] to be borrowed; cf. sambotra |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on a emprunté |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot indramina |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |