Entrée | 1 indrakindrafana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hendra trendratra tsy mahapetraka eo am-piandrasana zavatra mahafinaritra na atahorana mamp anahinahy: Indrakindrafana erỳ ny ankizy fa rahampitso izahay no handeha ho any Mahajanga Taitaitra, adaladala: Olona indrakindrafana iny, ka aza atao mahagaga anao ny fihetsiny 4 [2.285#220] taitaitra, hendratrendratra fa toa mahatsiaro ao anaty ao foa toa hisy zavatra hitranjga |
Explications en anglais |
5 [1.2] having an impression in one's mind. See kafana. |
Exemples |
6 Nivaloharika sady tsy nahateny Zaka, indrakindrafana toa very ambiroa, nijery ahy sy nandinika ilay tovovavy, dia nitsiky nony ela! [2.5#35] 7 Teo am-pitsinjovana anefa dia ny masony ihany no mifantoka any fa ny sainy sy ny fony dia toa mamolivoly sy indrakindrafana be hafahafa. [2.895#69] |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot indrakindrafana |
Mis à jour le 2024/12/08 |