|
|
|
|

Entrée (1/2)1  indraika
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison)
Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika
Mots composés 

Entrée (2/2)5  indraika
Partie du discours  6  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  7  [1.78] [Tambahoaka] koa, indray
Synonymes  8  indreka

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21