Entrée |
indra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia [1.1]
|
Explications en français | Largeur, épaisseur, côté:
Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur)
~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait)
~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui) [1.3]
|
Morphologie |
Simple : |
indra,
indrany,
indran- |
|
Dérivés |
|
Synonymes | |
|
Entrée |
indra
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en anglais | [Provincial]
Before, previously, whilst [1.2]
|
Explications en français | [Tankarana]
Avant, auparavant. [1.19]
|
|
Entrée |
indra
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
izany
[1.78]
|
Tableaux et planches |
|
|
Entrée |
indra
|
Partie du discours | Non spécifié
|
Explications en malgache | [Bara]
[1.78]
|
Dérivés |
|
Entrée |
indrà
|
Partie du discours | Non spécifié
|
Explications en malgache | [Bara]
Na....na..... [1.78]
|
Synonymes | ~ |
|