|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ify
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tanala] nify: Hotao tsara laha mbola am-bava fa an-tratra tsy ba misy ify koa (tsakoy tsara dieny mbola ao am-bava fa ny any an-tratra tsy mba misy nify intsony)
Explications en anglais  4  [1.2] [Provincial] a word for nify
Vocabulaire  5  Biologie

Entrée (2/2)6  ify
Partie du discours  7  adjectif
Explications en français  8  [1.13] affine
Vocabulaire  9  Mathématiques: algèbre
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/08