Entrée | 1 ifandrombahana |
Radical | 2 rombaka |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Exemples |
4 alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka! [1.232] 5 Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy. [2.895] 6 Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona. [2.503] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |