Entrée | 1 ifanahafana |
Radical | 2 hahaka |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Exemples |
4 Misy ifanahafany amin' ny fampinomana tangena teto Madagaskara izany. [1.38] 5 Fa misy fandehany tokoa, fomba arahin' ny mpikabary sy ny mpandahatra na zovy na zovy: mety ho samy manana ny azy, nefa misy ifanahafana na ifandraisan' izy rehetra. [2.298] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |