|
|
|
|

Entrée1  Ibozy
Mots élémentaires  2  bozy
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme)
Explications en anglais  4  a common name for small girls [1.7]
Explications en français  5  nom de petites filles [1.8]
Exemples  6  ibozy anefa ao marary, i Solo noroahin'ny mpa-mpianatra fa tsy nahaloa kolazy. [1.281#ikakilaysyifaralahy]
7  Amin' io fotoana analana volo ny zaza io matetika no anomezana anarana azy, izay tsy mbola iantsoana azy anefa akory raha tsy efa feno enina na fito taona iz'y, fa mbola anaram-bosotra tsotra toy ny Ikoto sy ibozy fotsiny aloha no anononana azy. [2.436#]
Tableaux et planches  8  Liste complète

Mis à jour le 2023/02/14