|
|
|
|

Entrée1  Ianona (anona)
Partie du discours  2  pronom
Explications en malgache  3  Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona
4  lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1]
Explications en anglais  5  what's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2]
Autres orthographes  6  ranona, ranona
Tableaux et planches  7  Tous les pronoms
8  Tous les pronoms

Anagrammes  9  ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana

Mis à jour le 2023/01/20