Entrée (1/2) | 1 ianarana |
Radical | 2 anatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1#447] Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy |
Explications en anglais |
5 [1.2#40] |
Explications en français |
6 [1.3#37] qu'on étudie, qu'imite |
Exemples |
7 [2.69#280] Ny dada no sarotra ianarana. 8 [2.117#12] Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana. 9 [1.1#447] Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot ianarana |
Entrée (2/2) | 15 ianarana |
Radical | 16 anatra |
Partie du discours | 17 verbe relatif |
Explications en malgache |
18 [1.1#447] Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra |
Explications en anglais |
19 [1.2#40] |
Explications en français |
20 [1.3#37] |
Exemples |
21 [1.1#447] Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana 22 [2.332#42] ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada. |
Morphologie |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot ianarana |
Anagrammes | 28 anairana, anaraina, anaranay, anariana, arananay, ianarana, iaranana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |