|
|
|
|

Entrée1  hotakotaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina
Explications en anglais  4  [1.7] a tumult, a disturbance
Explications en français  5  [1.8] tumulte, agitation
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21