|
|
|
|

Entrée (1/2)1  horesy > resy
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho
4  Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony
5  Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao
6  Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy
7  Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1]
Explications en anglais  8  defeated conquered, overcome [1.7]
Explications en français  9  battu, conquis [1.8]
10  vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196]
Exemples  11  Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508]
12  Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944]
13  Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267]
Morphologie 
14  Préfixée :
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Dérivés 
19  Verbes actifs :
20  Verbes passifs :
21  Verbes relatifs :
22  Noms :
23  Adjectifs :
Analogues  24  1.1^^=Resy tosika=maty an-daharana=voatosika=tsy mahazo an-tsahala=voasongona=sendra tolona tsy omby tratra=ambaka noho=latsaka ambany noho=tsy mahaleo=tsy mahasehaka=tsy mahovoka=tsy mahatohitra=milavo lefona=miamboho lahy=mifori-drambo=mandray sanga=mangataka ranomandry=resy tsy miady
Mots composés 
Phytonymes 
Titres  44  Avonavona resim-pitia (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)

Entrée (2/2)45  horesy > resy
Partie du discours  46  verbe passif
Explications en malgache  47  noana [Taisaka, Tanosy] [1.78]

Anagrammes  48  resy, sery

Entrée (1/2)49  horesy > resy
Partie du discours  50  participe
Explications en malgache  51  Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho
52  Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony
53  Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao
54  Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy
55  Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1]
Explications en anglais  56  defeated conquered, overcome [1.7]
Explications en français  57  battu, conquis [1.8]
58  vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196]
Exemples  59  Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508]
60  Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944]
61  Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267]
Morphologie 
62  Préfixée :
63  Présent :
64  Passé :
65  Futur :
66  Impératif :
Dérivés 
67  Verbes actifs :
68  Verbes passifs :
69  Verbes relatifs :
70  Noms :
71  Adjectifs :
Analogues  72  1.1^^=Resy tosika=maty an-daharana=voatosika=tsy mahazo an-tsahala=voasongona=sendra tolona tsy omby tratra=ambaka noho=latsaka ambany noho=tsy mahaleo=tsy mahasehaka=tsy mahovoka=tsy mahatohitra=milavo lefona=miamboho lahy=mifori-drambo=mandray sanga=mangataka ranomandry=resy tsy miady
Mots composés 
Phytonymes 
Titres  92  Avonavona resim-pitia (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)

Entrée (2/2)93  horesy > resy
Partie du discours  94  verbe passif
Explications en malgache  95  noana [Taisaka, Tanosy] [1.78]

Anagrammes  96  resy, sery