|
|
|
|

Entrée 1  hodidinina
Radical  2 hodidina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin' ny hazo ny tanànanay
9 Fefena, sokeraina: Hodidinin' ny fahavalo ny tanàna ka aoka isika hiomana tsara
10 Otronina: Nohodidinin' ny minisitra ny Filohan' ny Nosy teo anoloan' ny lapan' ny tanàna [1.1]
Explications en anglais  11 to be surrounded; to be wrapped [1.7]
Explications en français  12 qu'on entoure; qu'on enveloppe [1.8]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21