|
|
|
|

Entrée1  hodibalaza
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa
4  [1.13] (hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka
Explications en français  5  [1.13] pellicule, peau, écorce
Mots élémentaires  6  hoditra, balaza
Synonymes  7  hodibalazana

Mis à jour le 2024/12/10