|
|
|
|

Entrée1  balaza
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ilay sosona faharoa amin' ny hoditra anaty; matevina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely mitahiry menaka izay manamandina ny hoditra sy ny volo
Vocabulaire  4  Biologie
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07