Entrée | 1 hira masina |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy |
Exemples |
4 [2.508#] na antsa sy rary, hiramasina, fanononana tonom-bavaka iantsoana ny Zanahary sy ny razana ary ny tany masina. |
Mots élémentaires | 5 hira, masina |
Synonymes | 6 hiram-piangonana |
Anagrammes | 7 hira masina, isahiranam, misahirana, misahiràna |
Mis à jour le 2025/04/19 |
![]() |