Entrée (1/2) | 1 hintsy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hirifiry amin' ny hatsiaka. |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 5 hintsy |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 [1.1] Karazan-kazo maniry amin' ny toerana ambany any amorontsiraka atsinanana; betsaka no ampiasana ny hintsy: anaovana rafi-trano na rafitra madinika na tsivalan-kazo amin' ny lalamby, fa indrindra anaovan' ny Betsimisaraka lakana sy vatampaty |
Explications en français |
8 [1.5] arbre (Intsia bijuga) 9 [1.196] (nom anciennement cité: « hintchy » par Rochon et Froberville). Afzelia bijuga A. Gray (Fabaceae). Les graines grillées sont absorbées en infusions caféiformes. Excellent bois pour la menuiserie et la charpente. Écorces tannantes employées aussi en teinturerie ; teintes confuses : brun rougeâtre. Voir hintsina. [Betsimisaraka] |
Vocabulaire |
10 Botanique |
Synonymes | 11 hintsina |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |