Entrée | 1 hevi-teny |
Mots élémentaires | 2 hevitra, teny |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy [1.1] |
Explications en français |
5 explication de mot [1.5#143] |
Exemples |
6 Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606#] 7 Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649#] |
Vocabulaire |
8 Linguistique |
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 hevi-teny, hiteveny, tevehiny |
Mis à jour le 2023/03/09 |