|
|
|
|

Entrée1  herongerona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Feo migoboka sady mandrahona: feon' ny biby mampitahotra sy vonon-kandramatra [1.1]
Explications en anglais  4  threats [1.7]
Explications en français  5  menaces [1.8]
Exemples  6  Fa novaliany herongerona hoe : "Vohay, lehireto, fa lehilahy tsy mataho-dehilahy; [2.69#108]
7  Niova fihetsika Rasolomanana: tsy be herongerona intsony, tsy nanangana adiady intsony; [2.639]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :

Anagrammes  13  aherongeron, herongerona, naherongero

Mis à jour le 2020/07/31