| Entrée | 1 hentitra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
13 Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy miova intsony: Tapaho ataovy hentitra tsara ny resaka
[1.1] |
| Explications en anglais |
14 sharply cut off; definite, clear.
[1.7] |
| Explications en français |
15 Coupé, rompu net
[1.3] 16 rompu net; nettement décidé ou exprimé . [1.8] |
| Exemples |
17 hoy aho hentitra dia hentitra.
[2.4#107]
18 Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy. [2.356#195] 19 Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava. [2.48#81] 20 Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity. [2.445#63] |
| Combinaisons | 21 4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot hentitra |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|