Entrée hendry ka tsy manan-ko an-teny
Mots élémentaires hendry ; tsy ; manana ; ho ; teny
Partie du discours locution
Explications en malgache Tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena [1.1]

Mis à jour le 2023/03/28