|
|
|
|

Entrée1  heloka bevava
Mots élémentaires  2  heloka, bevava
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] ilazana ny heloka na hadisoana lehibe, toy ny nahafaty olona
Explications en anglais  5  [1.7] a serious crime
Explications en français  6  [1.8] délit grave
7  [1.13] crime
Exemples  8  Ireo voaheloky ny fitsorana noho ny heloka bevava vitany; [2.114#70]
9  Ny Fitsarana tao Ambatovinaky izay nitsara ny heloka bevava. [2.508#539]
10  Tsy misy Solombavambahoaka na dia iray aza azo enjehina sy samborina noho ny heloka bevava na heloka tsotra mandritra ny fotoam-pivoriana raha tsy nahazoan-dàlana tamin’ny Antenimiera [1.320]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07