Entrée | 1 hazavana |
Radical | 2 zava |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] zava |
Explications en anglais |
5 [1.7] lightness, brilliancy |
Explications en français |
6 [1.3] la lumière, la clarté 7 [1.8] lumière, clarté |
Exemples |
8 Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho. [2.470] 9 Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499] |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 fahazavana |
Mots composés |
|
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |