Entrée | 1 hazaina |
Radical | 2 haza |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Samborina: Trandraka no nohazainay 5 Karohina, tadiavina; enjehina: Nohazaina ilay mpigadra nilefa fa tsy azo [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be hunted, to be chased [1.2] 7 to be hunted [1.7] |
Explications en français |
8 qu'on chasse [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 ahaizan, haizana, hazaina, ihazana, izahana, nahaiza, zahanay |
Mis à jour le 2023/01/20 |