|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hasoavana
Radical  2  soa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra
Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana
Explications en anglais  5  [1.7] goodness; favorable circumstances
Explications en français  6  [1.8] bonté; circonstances favorables
Mots composés 

Entrée (2/2)9  hasoavana
Radical  10  soa
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  [1.1] Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko
Explications en français  13  [1.13] hasoavan-jaza
Vocabulaire  14  Religions, Croyances

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21