Entrée | 1 hasiahana |
Radical | 2 siaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana |
Explications en anglais |
5 [1.7] fierceness, violence |
Explications en français |
6 [1.3#222, 1.8] Méchanceté 7 [1.8] férocité |
Exemples |
8 Azo heverina koa hoe hasiahana maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy. [2.472#] 9 Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho hasiahana ny lahatra mahafaty ny olombelona? [2.296#] |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |