Entrée | 1 harihary |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina 4 Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy 5 Rikarikan-tany 6 Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana [1.1] |
Explications en anglais |
7 exposure. [1.2] 8 exposure to view [1.7] |
Explications en français |
9 exposition à la vue [1.8] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 16 harihary, hirahira |
Mis à jour le 2023/08/11 |