Entrée | 1 hararaotina |
Radical | 2 hararaotra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one. 6 [1.7] to be taken advantage of; |
Explications en français |
7 [1.8] dont on tire avantage, dont on profite; |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |