Entrée |
hany ka
|
Partie du discours | conjonction
|
Explications en malgache | Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha [1.1]
|
Explications en anglais | And so [1.2, 1.7]
|
Explications en français | [ any ka ] Tellement, de sorte que, de façon que [1.3]
|
| Donc, c'est pourquoi [1.8]
|
| Tellement, de sorte que [1.27]
|
| Au point que, à tel point que [1.66]
|
Exemples |
1 | Hany ka te-hihaona aminao aho
[2.643]
|
2 | Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako
[1.1]
|
3 | Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead)
[1.2]
|
4 | Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy
[2.606]
|
5 | Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky!
[2.332]
|
|
|