Entrée | 1 haninkotrana |
Mots élémentaires | 2 hanina, kotrana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1] |
Explications en anglais |
5 [hanina kotrana] inferior food other than rice [1.7] |
Explications en français |
6 [hanina kotrana] nourriture grossière, autre que le riz [1.8] |
Exemples |
7 Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana. [2.508#] 8 Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra. [2.470#] |
Synonymes | 9 hanimainty |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot haninkotrana |
Anagrammes | 11 haninkotrana, nanakitrohan |
Mis à jour le 2023/05/20 |