|
|
|
|

Entrée1  hanin-kanina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome [1.1]
Exemples  4  Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina. [2.270#]
5  Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. [2.643#]
Mots élémentaires  6  hanina
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot hanin-kanina

Anagrammes  8  hanin-kanina, hanin-kinana, hinankinana

Mis à jour le 2023/05/20