|
|
|
|

Entrée (1/2)1  halaky
Radical  2  laky
Partie du discours  3  forme morphologique de malaky
Exemples  4  [1.103#106] halaky aho (Je serai prompt)
5  [2.996#25.7.9] Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao
6  [2.285#214] Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity

Entrée (2/2)7  halaky
Radical  8  laky
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy
Explications en français  11  [1.13] vitesse, rapidité, célérité
Exemples  12  [2.285#] Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana.
Synonymes  13  hafaingana
Mots composés 

Anagrammes  19  halaik, halaky, halika, lahika

Mis à jour le 2025/01/21