Entrée | 1 hajambaina |
Radical | 2 jamba |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain' ny habokana izy Voatampina ny mason' eritreritra: Nohajambain' ny vola Rangahy io ka ny zanany avy no namidiny |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be blinded; to be dazzled |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on aveugle, qui est ébloui |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |