|
|
|
|

Entrée (1/2)1  haizina
Radical  2  izina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Hamaizinana, fanjombonana [1.1]
Exemples  5  Nahirany ny masony ka haizina no mameno ny trano [2.470]
6  Tahaka ny hazavana kely mangirika ao anatin'ny haizina mikitroka izany teny izany [2.471]
Mots composés 

Entrée (2/2)9  haizina
Radical  10  hay
Partie du discours  11  verbe passif
Explications en anglais  12  to be possible, to be in a state to be effected, to be done according to one's ability. [1.2]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :

Anagrammes  17  ahizina, haizina, hazainy, ihazany, ihizana, izahany

Mis à jour le 2023/08/11