|
|
|
|

Entrée1  hadilanana
Radical  2  dilana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  (hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra [Tanala] [1.78]
5  toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana [1.1]
Explications en anglais  6  A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana [1.2]
Explications en français  7  défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3]
8  col [1.5]
Vocabulaire  9  Géographie: (en général)
Synonymes  10  ankadilanana
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot hadilanana

Anagrammes  14  andalahany, hadilanana, halandanay, hanadalany, hanadilana, hanaladian, handalanay, hiandalana

Mis à jour le 2023/01/20