|
|
|
|

Entrée (1/2)1  haavo
Radical  2  avo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [1.1]
5  refy mijidina takatry ny zavatra iray [1.13]
Explications en français  6  hauteur [1.13]
Exemples  7  Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. [4.27#]
Mots composés 

Entrée (2/2)14  haavo
Radical  15  avo
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [1.1]

Anagrammes  18  avaho, avoha, haavo, haova, havao, havoa, ovaha, vahao

Mis à jour le 2023/08/11