Entrée | 1 frantsay |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan' ny Frantsay Mikasika an' i Frantsa, an' i Frantsa na avy any Frantsa: Anisan' ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay |
Explications en anglais |
4 [1.7] a Frenchman French |
Explications en français |
5 [1.8] français |
Analogues | 6 frantsa |
Mots composés |
|
Titres |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |