|
|
|
|

Entrée1  fototeny
Mots élémentaires  2  fototra, teny
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka"
Explications en anglais  5  [1.2] (foto-teny) root of a word, etymology.
6  [1.7] (foto-teny) the theme or root of a word
Explications en français  7  [1.8] la racine d'un mot
8  [1.13] radical
Exemples  9  alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io. [2.245]
10  Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. [2.606]
Vocabulaire  11  Linguistique
Mots composés 
Titres  13  Rafitry ny fototeny (Rakotovao Ralison)

Mis à jour le 2024/12/09