|
|
|
|

Entrée1  fotoana maharitraritra
Partie du discours  2  locution
Exemples  3  [1.1#439] hofa: vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra
4  [4.11] Gadra roalahy tafatsoaka ny fonjan’i Tsiafahy, tamin’ny volana oktobra 2017 no maty voatifitra ny polisy rehefa nifanenjehana nandritra ny fotoana maharitraritra
5  [2.1011] Rehefa mahita ka mahalala azy tanteraka ise, ary mahatsapa ny toe-tsainy raha miresaka aminy fotoana maharitraritra, dia mbola ise io indrindra no angamba ho be filaza
Mots élémentaires  6  fotoana, maharitraritra

Mis à jour le 2024/12/07