|
|
|
|

Entrée1  foserina
Radical  2  fositra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Loahana: Nofoseriny tamin' ny homamanta ilay hazo ka loaka
Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero itỳ hazo ity hiteraka afo
Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia vita
Explications en anglais  5  [1.2] to be rubbed to produce fire.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21